
VFM Antsirabe
🇲🇬 Madagascar · French
Si le flux ne démarre pas, la station est peut-être hors ligne ou n'autorise pas la lecture sur ce site.
Ny VFM na ny Radio Feo Mevan i Vakinankaratra dia ho toy ny masoandro miposaka avy any antsinanana ka mitsidika ny isam-baravarana , izay mitondra hafanana sy hazavana ho anao isan andro amin ny alalan ireo fandaharana , fanentanana ary indrindra fa ireo kalokalo sy mozika nofantenana manokana ho anao. Mankasitraka anao ary misafidy ny Feo Mevan i Vakinankaratra FM 105 Mhz. VFM....Ilay…